plt_tn/luk/16/13.md

28 lines
511 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy misy mpanompo afaka
"Ny mpanompo dia tsy afaka"
# manompo tompo roa
Ity dia milaza fa izy dia tsy afaka "hanompo tompo roa samihafa amin'ny fotoana mitovy."
# na izy hankahala
'"na ilay mpanompo hankahala"
# hanolo-tena
Ity dia mitovy toy ny "mitia" ao amin'ilay voalohany ihany.
# hanao tsinontsinona ilay hafa
"hankahala ilay hafa"
# hanao tsinontsinona
Ity dia mitovy toy ny "mankahala" ao amin'ilay voalohany ihany.
# Tsy afaka manompo ... ianareo
Jesosy niresaka tamin'ny vondron'olona.