plt_tn/luk/16/03.md

731 B

Inona re no hataoko ... ny tompoko?

Ilay mpitandri-pananana dia mametraka ity fanontaniana ity amin'ny tenany, ho famerenana ny safidiny. DH: "Mila misaina izay tokony hataoko aho ... ny tompoko"

ny tompoko

Ity dia maneho ilay lehilahy manan-karena. Tsy andevo ilay mpitandrin-draharaha. DH: "ny mpampiasako"

Tsy manan-kery hiasana tany aho

"tsy manana tanjaka entina miasa tany aho" na "tsy afaka miasa tany aho"

mba rehefa esorina amin'ny asa fitantanako aho

DH: "rehefa very amin'ny asa fitantanako aho" na '''rehefa esorin'ny tompoko amiko ny asa fitantanako"

dia hampandroso ahy ao an-tranon'izy ireo ny olona

Ity dia milaza fa ireo olona ireo dia hanome asa azy, na zavatra hafa izay tsy maintsy hiainany.