# Inona re no hataoko ... ny tompoko? Ilay mpitandri-pananana dia mametraka ity fanontaniana ity amin'ny tenany, ho famerenana ny safidiny. DH: "Mila misaina izay tokony hataoko aho ... ny tompoko" # ny tompoko Ity dia maneho ilay lehilahy manan-karena. Tsy andevo ilay mpitandrin-draharaha. DH: "ny mpampiasako" # Tsy manan-kery hiasana tany aho "tsy manana tanjaka entina miasa tany aho" na "tsy afaka miasa tany aho" # mba rehefa esorina amin'ny asa fitantanako aho DH: "rehefa very amin'ny asa fitantanako aho" na '''rehefa esorin'ny tompoko amiko ny asa fitantanako" # dia hampandroso ahy ao an-tranon'izy ireo ny olona Ity dia milaza fa ireo olona ireo dia hanome asa azy, na zavatra hafa izay tsy maintsy hiainany.