plt_tn/luk/15/17.md

617 B

tonga saina

DH: "'nahazo tsara ny zava-mitranga aminy"

matin'ny hanohanana

Mety tsy filaza-masaka ity fa tena mosarena ilay faralahy.

efa nanota tamin'ny lanitra aho

Ny olona Jiosy indraindray tsy miteny hoe "Andriamanitra" fa kosa hoe "lanitra." DH: "nanota tamin'Andriamanitra aho"

tsy mendrika intsony

Ity dia midika hoe taloha izy mendrika, fa ankehitriny tsy mendrika intsony.

ataovy toy ny iray amin'ireo mpanomponao aho

"ampiasao toy ny mpanompo aho" na "ampiasao aho dia ho isan'ny iray amin'ireo mpanomponao." Fangatahana ity fa tsy baiko. Mety hanampy ny fanampiana hoe "raha sitrakao."