plt_tn/luk/15/17.md

20 lines
617 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tonga saina
DH: "'nahazo tsara ny zava-mitranga aminy"
# matin'ny hanohanana
Mety tsy filaza-masaka ity fa tena mosarena ilay faralahy.
# efa nanota tamin'ny lanitra aho
Ny olona Jiosy indraindray tsy miteny hoe "Andriamanitra" fa kosa hoe "lanitra." DH: "nanota tamin'Andriamanitra aho"
# tsy mendrika intsony
Ity dia midika hoe taloha izy mendrika, fa ankehitriny tsy mendrika intsony.
# ataovy toy ny iray amin'ireo mpanomponao aho
"ampiasao toy ny mpanompo aho" na "ampiasao aho dia ho isan'ny iray amin'ireo mpanomponao." Fangatahana ity fa tsy baiko. Mety hanampy ny fanampiana hoe "raha sitrakao."