plt_tn/luk/15/13.md

20 lines
556 B
Markdown

# nanangona ny anjarany rehetra
"nampiditra ireo anjarany tao anaty harony"
# fiainana maditra
"niaina tsy am-pieritreretana izay mety ho vokatry ny ataony"
# Ary
Ity teny ity dia nampiasaina mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Jesosy dia manazava ny fomba naha-tao anatin'ny tsy fahampiana an'ilay zanaka lahy nefa tamin'ny nandeha nanana harena be.
# nisy mosary lehibe niely tamin'io firenena io
"nisy hain-tany tao ary tsy ampy sakafo avokoa ny firenena rehetra"
# tao anatin'ny tsy fahampiana
"tsy nanana izay nilainy"