plt_tn/luk/15/13.md

556 B

nanangona ny anjarany rehetra

"nampiditra ireo anjarany tao anaty harony"

fiainana maditra

"niaina tsy am-pieritreretana izay mety ho vokatry ny ataony"

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Jesosy dia manazava ny fomba naha-tao anatin'ny tsy fahampiana an'ilay zanaka lahy nefa tamin'ny nandeha nanana harena be.

nisy mosary lehibe niely tamin'io firenena io

"nisy hain-tany tao ary tsy ampy sakafo avokoa ny firenena rehetra"

tao anatin'ny tsy fahampiana

"tsy nanana izay nilainy"