plt_tn/luk/14/34.md

626 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny fampianaran'i Jesosy ny vahoaka.

Tsara ny sira

"ilaina ny sira." Jesosy mampianatra lesona momban'ireo izay te-ho mpianany.

ahoana no hiverenany hasira indray?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny vahoaka. DH: "tsy afaka hiverina hasira indray izany" na "tsy hisy olona afaka mampasira izany indray"

Ariana fotsiny izany

DH: "arian'ny olona fotsiny izany"

Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.

"'ianao izay manan-tsofina hihainoana, mihainoa"

aoka izy hihaino

"tokony hihaino tsara izy" na "tokony hifantoka amin'izay lazaiko izy"