plt_tn/luk/14/34.md

24 lines
626 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny fampianaran'i Jesosy ny vahoaka.
# Tsara ny sira
"ilaina ny sira." Jesosy mampianatra lesona momban'ireo izay te-ho mpianany.
# ahoana no hiverenany hasira indray?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny vahoaka. DH: "tsy afaka hiverina hasira indray izany" na "tsy hisy olona afaka mampasira izany indray"
# Ariana fotsiny izany
DH: "arian'ny olona fotsiny izany"
# Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
"'ianao izay manan-tsofina hihainoana, mihainoa"
# aoka izy hihaino
"tokony hihaino tsara izy" na "tokony hifantoka amin'izay lazaiko izy"