plt_tn/luk/14/15.md

880 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny iray amin'ireo lehilahy teo amin'ny latabatra miresaka amin'i Jesosy ary Jesosy mamaly azy amin'ny filazana fanoharana.

ny iray tamin'ireo tafaray latabatra tamin'i Jesosy

Ity dia mampiditra olona vaovao.

Sambatra izay

Tsy niresaka momban'ny olona iray manokana ilay lehilahy. DH: "Sambatra ireo rehetra izay"

izay hihinana ny mofo

Ny teny hoe "mofo" dia nampiasaina mba hanehoana ny sakafo iray manontolo. DH: "izay hihinana ny sakafo"

Fa Jesosy niteny taminy hoe

Jesosy manomboka manao fanoharana.

Nisy lehilahy iray

Ity fehezanteny ity dia maneho ilay lehilahy, tsy manome fampahafantarana manokana ny momba azy.

nanasa olona maro

"nanasa vahiny maro"

Rehefa voakarakara ny sakafo

"Rehefa tonga ny fotoanan'ny sakafo" na "Rehefa andalam-panombohana ny sakafo"

ireo izay nasaina

DH: "ireo izay nasainy"