plt_tn/luk/14/15.md

36 lines
880 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny iray amin'ireo lehilahy teo amin'ny latabatra miresaka amin'i Jesosy ary Jesosy mamaly azy amin'ny filazana fanoharana.
# ny iray tamin'ireo tafaray latabatra tamin'i Jesosy
Ity dia mampiditra olona vaovao.
# Sambatra izay
Tsy niresaka momban'ny olona iray manokana ilay lehilahy. DH: "Sambatra ireo rehetra izay"
# izay hihinana ny mofo
Ny teny hoe "mofo" dia nampiasaina mba hanehoana ny sakafo iray manontolo. DH: "izay hihinana ny sakafo"
# Fa Jesosy niteny taminy hoe
Jesosy manomboka manao fanoharana.
# Nisy lehilahy iray
Ity fehezanteny ity dia maneho ilay lehilahy, tsy manome fampahafantarana manokana ny momba azy.
# nanasa olona maro
"nanasa vahiny maro"
# Rehefa voakarakara ny sakafo
"Rehefa tonga ny fotoanan'ny sakafo" na "Rehefa andalam-panombohana ny sakafo"
# ireo izay nasaina
DH: "ireo izay nasainy"