plt_tn/luk/14/04.md

798 B

Fa izy ireo dia nangina

Nandà tsy hamaly ny fanontanian'i Jesosy ireo mpitarika fivavahana.

Noho izany dia noraisin'i Jesosy izy

"Noho izany dia noraisin'i Jesosy ilay lehilahy izay nampijalian'ny edema"

Iza aminareo izay manan-janaka lahy ... tsy hisintona azy avy hatrany?

Jesosy mampiasa fanontaniana satria tiany hanaiky izy ireo fa hanampy ny zanany na ny ombiny, na dia amin'ny Sabata aza. Noho izany, ara-dalàna ho Azy ny manasitrana olona na dia amin'ny Sabata aza. DH: "Raha manana zanaka lahy na omby ny iray aminareo ... mino Aho fa hisintona azy avy hatrany ianareo"

Izy ireo dia tsy nisy nahavita nanome valiny an'ireo zavatra ireo

Fantatr'izy ireo ilay valin-teny ary marina ny an'i Jesosy, fa tsy te-hanaiky izy ireo hoe marina Izy. DH: "Tsy nanan-kambara izy ireo"