forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
798 B
Markdown
16 lines
798 B
Markdown
|
# Fa izy ireo dia nangina
|
||
|
|
||
|
Nandà tsy hamaly ny fanontanian'i Jesosy ireo mpitarika fivavahana.
|
||
|
|
||
|
# Noho izany dia noraisin'i Jesosy izy
|
||
|
|
||
|
"Noho izany dia noraisin'i Jesosy ilay lehilahy izay nampijalian'ny edema"
|
||
|
|
||
|
# Iza aminareo izay manan-janaka lahy ... tsy hisintona azy avy hatrany?
|
||
|
|
||
|
Jesosy mampiasa fanontaniana satria tiany hanaiky izy ireo fa hanampy ny zanany na ny ombiny, na dia amin'ny Sabata aza. Noho izany, ara-dalàna ho Azy ny manasitrana olona na dia amin'ny Sabata aza. DH: "Raha manana zanaka lahy na omby ny iray aminareo ... mino Aho fa hisintona azy avy hatrany ianareo"
|
||
|
|
||
|
# Izy ireo dia tsy nisy nahavita nanome valiny an'ireo zavatra ireo
|
||
|
|
||
|
Fantatr'izy ireo ilay valin-teny ary marina ny an'i Jesosy, fa tsy te-hanaiky izy ireo hoe marina Izy. DH: "Tsy nanan-kambara izy ireo"
|