plt_tn/luk/13/20.md

20 lines
731 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Vita ny resak'i Jesosy tamin'ny olona tao amin'ny synagoga. Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara.
# Inona no afaka hampitahako ny fanjakan' Andriamanitra?
Jesosy mampiasa fanontaniana hafa mba hampidirana izay ho ampianariny. DH: "Hiteny zavatra iray hafa izay afaka ampitahaiko amin'ny fanjakan'Andriamanitra Aho"
# Izany dia toy ny masirasira
Jesosy mampitaha ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny masirasira ao amin'ny mofo koba. DH: "Ny fanjakan'Andriamanitra dia toy ny masirasira"
# toy ny masirasira
Masirasira kely fotsiny no ilaina hampitomboana koba maro be.
# koba in-telon'ny famarana
Ity dia lafarinina be dia be, satria ny famarana iray avy dia eo amin'ny 13litatra eo.