plt_tn/luk/13/20.md

731 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Vita ny resak'i Jesosy tamin'ny olona tao amin'ny synagoga. Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara.

Inona no afaka hampitahako ny fanjakan' Andriamanitra?

Jesosy mampiasa fanontaniana hafa mba hampidirana izay ho ampianariny. DH: "Hiteny zavatra iray hafa izay afaka ampitahaiko amin'ny fanjakan'Andriamanitra Aho"

Izany dia toy ny masirasira

Jesosy mampitaha ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny masirasira ao amin'ny mofo koba. DH: "Ny fanjakan'Andriamanitra dia toy ny masirasira"

toy ny masirasira

Masirasira kely fotsiny no ilaina hampitomboana koba maro be.

koba in-telon'ny famarana

Ity dia lafarinina be dia be, satria ny famarana iray avy dia eo amin'ny 13litatra eo.