plt_tn/luk/13/18.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manomboka milaza fanoharana amin'ny olona ao amin'ny synagoga.

Toy ny ahoana ny fanjakan'Andriamanitra, ary inona no afaka hanoharako izany?

Jesosy mampiasa fanontaniana roa mba hampidirana izay ho ampianariny. DH: "Lazaiko anareo hoe toy ny ahoana ny fanjakan' Andriamanitra, sy izay afaka ampitahako izany"

inona no afaka hanoharako izany?

Ity dia mitovy amin'ilay fanontaniana teo aloha ihany. Ny fiteny sasany dia afaka mampiasa ireo fanontaniana roa, fa ny sasany iray ihany no ampiasainy.

Izany dia toy ny voatsinampy

Jesosy mampitaha ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny voatsinampy. DH: "Ny fanjakan' Andriamanitra dia toy ny voatsinampy"

voatsinampy

Ny voatsinampy dia voa faran'izay kely izay mitombo lasa zava-maniry be. Raha tsy fantatra izany, dia afaka adika fotsiny amin'ny anarana voa hafa na atao tsotra hoe "voa kely"

nafafy teo an-jaridainany

"nambolena teo an-jaridainany." Ny olona dia mamboly karazana voa sasany amin'ny famafazana izany mba hiparitaka eo an-jaridaina.

voron'ny lanitra

DH: "vorona manidina eny amin'ny habakabaka" na "vorona"