plt_tn/luk/13/08.md

682 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Vita ny filazan'i Jesosy ny fanoharany. Ity no faran'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 12:1.

Avelao ho eo io

"Aza atao na inona na inona ilay hazo" na "aza tapahana izany"

hanasiako zezika eo aminy

"hanasiana zezika eo amin'ilay tany.'' Manisy zezika ny olona mba hanatsara ilay tany ho an'ny zava-maniry sy hazo.

Raha mamoa izy amin'ny taona manaraka, tsara

Mety hanampy ny filazana izay hitranga. DH: "Raha misy aviavy izany amin'ny taona manaraka, dia afaka avelantsika haniry"

kapao izy

Nanome soso-kevitra ilay mpanompo; fa tsy nanome baiko ilay tompony. DH: "Teneno aho hanapaka izany" na "ho tapahako izany"