# Fampifandraisana ny foto-kevitra Vita ny filazan'i Jesosy ny fanoharany. Ity no faran'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 12:1. # Avelao ho eo io "Aza atao na inona na inona ilay hazo" na "aza tapahana izany" # hanasiako zezika eo aminy "hanasiana zezika eo amin'ilay tany.'' Manisy zezika ny olona mba hanatsara ilay tany ho an'ny zava-maniry sy hazo. # Raha mamoa izy amin'ny taona manaraka, tsara Mety hanampy ny filazana izay hitranga. DH: "Raha misy aviavy izany amin'ny taona manaraka, dia afaka avelantsika haniry" # kapao izy Nanome soso-kevitra ilay mpanompo; fa tsy nanome baiko ilay tompony. DH: "Teneno aho hanapaka izany" na "ho tapahako izany"