plt_tn/luk/12/45.md

28 lines
743 B
Markdown

# izany mpanompo izany
Ity dia maneho ny mpanompo izay napetraky ny tompo hiandraikitra ireo mpanompo hafa.
# miteny ao am-pony
Ny "fo" eto dia maneho ny olona.
# Nahemotry ny tompo ny fiverenany
"tsy hiverina vetivety ny tompoko"
# mpanompo lahy sy vavy
Ireo teny izay hadika eto hoe "mpanompo lahy sy vavy" dia nadika toy ny "tovolahy" sy "tovovavy." Mety manondro izany hoe tanora ireo mpanompo na malala eo imason'ny tompon'izy ireo.
# amin'ny andro tsy ampoiziny
"rehefa tsy ampoizin'ny mpanompony"
# amin'ny ora tsy fantany
"amin'ny ora tsy anampoizany azy"
# hanapatapaka azy ka hanomana toerana ho azy miaraka amin'ireo tsy mahatoky
Ity dia mamaritra ny fomba hanamelohana ilay mpanompo sy handevenana azy ho fanasaziana.