plt_tn/luk/12/45.md

743 B

izany mpanompo izany

Ity dia maneho ny mpanompo izay napetraky ny tompo hiandraikitra ireo mpanompo hafa.

miteny ao am-pony

Ny "fo" eto dia maneho ny olona.

Nahemotry ny tompo ny fiverenany

"tsy hiverina vetivety ny tompoko"

mpanompo lahy sy vavy

Ireo teny izay hadika eto hoe "mpanompo lahy sy vavy" dia nadika toy ny "tovolahy" sy "tovovavy." Mety manondro izany hoe tanora ireo mpanompo na malala eo imason'ny tompon'izy ireo.

amin'ny andro tsy ampoiziny

"rehefa tsy ampoizin'ny mpanompony"

amin'ny ora tsy fantany

"amin'ny ora tsy anampoizany azy"

hanapatapaka azy ka hanomana toerana ho azy miaraka amin'ireo tsy mahatoky

Ity dia mamaritra ny fomba hanamelohana ilay mpanompo sy handevenana azy ho fanasaziana.