plt_tn/luk/12/39.md

560 B

Ho fanampin'izany dia fantaro izao

"ankoatra izay, fantaro koa izao" na "Fa tsy maintsy tadidinareo koa"

tsy namela ny tranony ho vakiana izy

DH: "tsy namela ilay mpangalatra hamaky ny tranony izy"

fa tsy fantatrareo ny ora hiavian'ny Zanak'Olona

Ny fitoviana misy eo amin'ny mpangalatra sy Zanak'Olona dia ny hoe tsy fantatry ny olona izay hiavian'ireo, ka mila vonona.

tsy fantatrareo ny ora hiaviana

"tsy fantatrareo hoe amin'ny firy"

hiavian'ny Zanak'Olona

Jesosy miresaka momban'ny tenany ihany. DH: "Rehefa ho avy, Izaho, Zanak'Olona"