plt_tn/luk/12/39.md

20 lines
560 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho fanampin'izany dia fantaro izao
"ankoatra izay, fantaro koa izao" na "Fa tsy maintsy tadidinareo koa"
# tsy namela ny tranony ho vakiana izy
DH: "tsy namela ilay mpangalatra hamaky ny tranony izy"
# fa tsy fantatrareo ny ora hiavian'ny Zanak'Olona
Ny fitoviana misy eo amin'ny mpangalatra sy Zanak'Olona dia ny hoe tsy fantatry ny olona izay hiavian'ireo, ka mila vonona.
# tsy fantatrareo ny ora hiaviana
"tsy fantatrareo hoe amin'ny firy"
# hiavian'ny Zanak'Olona
Jesosy miresaka momban'ny tenany ihany. DH: "Rehefa ho avy, Izaho, Zanak'Olona"