plt_tn/luk/12/29.md

340 B

Aza mitady izay ho haninareo sy ho sotroinareo

"Aza mifantoka amin'izay ho haninareo sy ho sotroinareo"

ireo firenena rehetra eto amin'izao tontolo izao

Eto ny "firenena" dia maneho ireo "tsy mpino." DH: "ireo olona avy amin'ny firenena hafa" na "ireo tsy mpino eran-tany"

ny Rainareo

Ity dia fiantsoana lehibe an'Andriamanitra.