# Aza mitady izay ho haninareo sy ho sotroinareo "Aza mifantoka amin'izay ho haninareo sy ho sotroinareo" # ireo firenena rehetra eto amin'izao tontolo izao Eto ny "firenena" dia maneho ireo "tsy mpino." DH: "ireo olona avy amin'ny firenena hafa" na "ireo tsy mpino eran-tany" # ny Rainareo Ity dia fiantsoana lehibe an'Andriamanitra.