plt_tn/luk/12/20.md

949 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy milaza ny fomba hamalian' Andriamanitra ilay lehilahy manan-karena, rehefa avy nilaza ny fanoharany Izy.

androany alina ny fanahinao no halaina aminao

Ny "fanahy" dia maneho ny fiainan'olona iray. DH: "'ho faty rahalina ianao" na "halaiko aminao rahalina ny ainao"

ireo zavatra izay nomaninao, ho an'iza ireo?

"iza no hahazo ireo notahirizinao?" na "iza no hahazo izay nomaninao?" Andriamanitra mampiasa fanontaniana mba hafantaran'ilay lehilahy fa tsy hitazona ireo zavatra ireo intsony izy. DH: "ireo zavatra izay nomaninao dia ho lasa an'olona hafa!"

manangona harena

"mitahiry zava-tsarobidy"

tsy manan-karena

"mahantra"

manoloana an'Andriamanitra

Ny tiana hambara dia hoe ity olona ity dia tsy niraharaha ireo zavatra izay manan-danja amin' Andriamanitra, na hoe ho valian'Andriamanitra soa. DH: "amin'ny fomba fijerin'Andriamanitra" na '"amin'ny fifandraisana amin'Andriamanitra"