plt_tn/luk/12/20.md

24 lines
949 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy milaza ny fomba hamalian' Andriamanitra ilay lehilahy manan-karena, rehefa avy nilaza ny fanoharany Izy.
# androany alina ny fanahinao no halaina aminao
Ny "fanahy" dia maneho ny fiainan'olona iray. DH: "'ho faty rahalina ianao" na "halaiko aminao rahalina ny ainao"
# ireo zavatra izay nomaninao, ho an'iza ireo?
"iza no hahazo ireo notahirizinao?" na "iza no hahazo izay nomaninao?" Andriamanitra mampiasa fanontaniana mba hafantaran'ilay lehilahy fa tsy hitazona ireo zavatra ireo intsony izy. DH: "ireo zavatra izay nomaninao dia ho lasa an'olona hafa!"
# manangona harena
"mitahiry zava-tsarobidy"
# tsy manan-karena
"mahantra"
# manoloana an'Andriamanitra
Ny tiana hambara dia hoe ity olona ity dia tsy niraharaha ireo zavatra izay manan-danja amin' Andriamanitra, na hoe ho valian'Andriamanitra soa. DH: "amin'ny fomba fijerin'Andriamanitra" na '"amin'ny fifandraisana amin'Andriamanitra"