plt_tn/luk/11/32.md

557 B

Ireo lehilahin'i Ninive

Mety hanampy ny filazana mazava tsara fa ity dia maneho ny tanànan'i Ninive taloha. DH: "Ireo lehilahy nipetraka tao amin'ny tanànan'i Ninive taloha"

ity taranaka ity

"ny olona amin'izao fotoana"

satria nibebaka izy ireo

"satria nibebaka ireo olon'i Ninive"

misy olona lehibe noho Jona eto

Mety hanampy ny filazana mazava tsara fa tsy nihaino an'i Jesosy izy ireo. DH: "Izaho dia lehibe noho Jona fa tsy nibebaka ianareo"

olona lehibe noho Jona

Jesosy miresaka momban'ny tenany. DH: "Izaho dia lehibe noho Jona"