# Ireo lehilahin'i Ninive Mety hanampy ny filazana mazava tsara fa ity dia maneho ny tanĂ nan'i Ninive taloha. DH: "Ireo lehilahy nipetraka tao amin'ny tanĂ nan'i Ninive taloha" # ity taranaka ity "ny olona amin'izao fotoana" # satria nibebaka izy ireo "satria nibebaka ireo olon'i Ninive" # misy olona lehibe noho Jona eto Mety hanampy ny filazana mazava tsara fa tsy nihaino an'i Jesosy izy ireo. DH: "Izaho dia lehibe noho Jona fa tsy nibebaka ianareo" # olona lehibe noho Jona Jesosy miresaka momban'ny tenany. DH: "Izaho dia lehibe noho Jona"