plt_tn/luk/10/38.md

28 lines
873 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobemy
Jesosy tonga tao an-tranon'i Marta izay nihainoan'i Maria rahavaviny tsara an'i Jesosy.
# Ary
Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika vaovao.
# raha niara-nandeha izy ireo
"raha niara-nandeha Jesosy sy ireo mpianany"
# tanàna iray
"Ity dia mampiditra ilay tanàna toy ny toerana vaovao, fa tsy nilaza ny anaran'izany.
# vehivavy iray antsoina hoe Marta
Ity dia mampiditra an'i Marta ho mpandray anjara vaovao. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hampidirana olona vaovao.
# nipetraka teo an-tongotry ny Tompo
Ity no fomba fipetraka tena izy sy manaja ho an'ny mpianatra tamin'izany fotoana izany. DH: "nipetraka tamin'ny tany teo akaikin'i Jesosy"
# nandre ny teniny
Ity dia maneho ny zavatra rehetra izay nampianarin'i Jesosy raha mbola tao an-tranon'i Marta. DH: "nihaino ny fampianaran'ny Tompo"