plt_tn/luk/10/38.md

873 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobemy

Jesosy tonga tao an-tranon'i Marta izay nihainoan'i Maria rahavaviny tsara an'i Jesosy.

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika vaovao.

raha niara-nandeha izy ireo

"raha niara-nandeha Jesosy sy ireo mpianany"

tanàna iray

"Ity dia mampiditra ilay tanàna toy ny toerana vaovao, fa tsy nilaza ny anaran'izany.

vehivavy iray antsoina hoe Marta

Ity dia mampiditra an'i Marta ho mpandray anjara vaovao. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hampidirana olona vaovao.

nipetraka teo an-tongotry ny Tompo

Ity no fomba fipetraka tena izy sy manaja ho an'ny mpianatra tamin'izany fotoana izany. DH: "nipetraka tamin'ny tany teo akaikin'i Jesosy"

nandre ny teniny

Ity dia maneho ny zavatra rehetra izay nampianarin'i Jesosy raha mbola tao an-tranon'i Marta. DH: "nihaino ny fampianaran'ny Tompo"