plt_tn/luk/10/36.md

16 lines
472 B
Markdown

# Iza amin'izy telo ireo
Afaka soratana ho fanontaniana roa ity. DH: "Ahoana no eritreritrao? Iza amin'ireo lehilahy telo ireo no namana ... mpandroba?"
# no namana
''nampiseho ny tenany ho tena namana"
# naman'ilay azon'ny mpandroba
"naman'ilay lehilahy izay notafihan'ny mpandroba"
# Mandehana ary manaova toy izany koa
Mety hanampy ny fanomezana fanazavana misimisy kokoa. DH: "Tahaka izany, tokony handeha koa ianareo ary manampy izay rehetra afaka ampianareo"