plt_tn/luk/10/36.md

472 B

Iza amin'izy telo ireo

Afaka soratana ho fanontaniana roa ity. DH: "Ahoana no eritreritrao? Iza amin'ireo lehilahy telo ireo no namana ... mpandroba?"

no namana

''nampiseho ny tenany ho tena namana"

naman'ilay azon'ny mpandroba

"naman'ilay lehilahy izay notafihan'ny mpandroba"

Mandehana ary manaova toy izany koa

Mety hanampy ny fanomezana fanazavana misimisy kokoa. DH: "Tahaka izany, tokony handeha koa ianareo ary manampy izay rehetra afaka ampianareo"