plt_tn/luk/10/23.md

817 B

Avy eo dia niodina teo amin'ireo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe

Ny teny hoe "mangingina" dia manondro fa irery niaraka tamin'ireo mpianany Izy. DH: "Taty aoriana, rehefa irery niaraka tamin'ireo mpianany Izy, dia niodina teo amin'izy ireo ka nilaza hoe"

Sambatra izay mahita ireo zavatra izay hitanareo

Ity dia mety maneho ireo asa tsara sy fahagagana izay nataon'i Jesosy.

fa tsy hitan'izy ireo izany

Ity dia milaza fa Jesosy dia tsy mbola nanao ireo zavatra ireo. DH: "fa tsy afaka nahita ireo satria tsy mbola nataoko izany"

ireo zavatra izay renareo

Ity dia mety maneho ny fampianaran'i Jesosy. DH: "ireo zavatra izay renareo fa nolazaiko"

fa tsy ren'izy ireo izany

Ity dia milaza tsy mbola nampianatra Jesosy. DH: "fa tsy afaka nandre ireo satria tsy mbola nanomboka nampianatra Aho"