# Avy eo dia niodina teo amin'ireo mpianatra Izy ka nilaza mangingina hoe Ny teny hoe "mangingina" dia manondro fa irery niaraka tamin'ireo mpianany Izy. DH: "Taty aoriana, rehefa irery niaraka tamin'ireo mpianany Izy, dia niodina teo amin'izy ireo ka nilaza hoe" # Sambatra izay mahita ireo zavatra izay hitanareo Ity dia mety maneho ireo asa tsara sy fahagagana izay nataon'i Jesosy. # fa tsy hitan'izy ireo izany Ity dia milaza fa Jesosy dia tsy mbola nanao ireo zavatra ireo. DH: "fa tsy afaka nahita ireo satria tsy mbola nataoko izany" # ireo zavatra izay renareo Ity dia mety maneho ny fampianaran'i Jesosy. DH: "ireo zavatra izay renareo fa nolazaiko" # fa tsy ren'izy ireo izany Ity dia milaza tsy mbola nampianatra Jesosy. DH: "fa tsy afaka nandre ireo satria tsy mbola nanomboka nampianatra Aho"