plt_tn/luk/10/16.md

675 B

Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy

Ny fampitahana dia afaka lazaina toy ny fanoharana. DH: "Rehefa mihaino anareo ny olona, dia toy ny hoe mihaino Ahy izy ireo"

izay mandà anareo dia mandà Ahy

Ny fampitahana dia afaka lazaina mazava toy ny fanoharana. DH: "rehefa mandà anareo ny olona, dia toy ny hoe mandà Ahy izy ireo.

izay mandà Ahy dia mandà ilay naniraka Ahy

Ny fampitahana dia afaka lazaina mazava toy ny fanoharana. DH: "rehefa mandà Ahy ny olona, dia toy ny hoe mandà ilay naniraha Ahy izy ireo.

ilay naniraka Ahy

Ity dia maneho an'Andriamanitra Ray izay nanondro an'i Jesosy ho amin'io asa miavaka io. DH: "Andriamanitra, izay naniraka Ahy"