plt_tn/luk/10/16.md

16 lines
675 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy
Ny fampitahana dia afaka lazaina toy ny fanoharana. DH: "Rehefa mihaino anareo ny olona, dia toy ny hoe mihaino Ahy izy ireo"
# izay mandà anareo dia mandà Ahy
Ny fampitahana dia afaka lazaina mazava toy ny fanoharana. DH: "rehefa mandà anareo ny olona, dia toy ny hoe mandà Ahy izy ireo.
# izay mandà Ahy dia mandà ilay naniraka Ahy
Ny fampitahana dia afaka lazaina mazava toy ny fanoharana. DH: "rehefa mandà Ahy ny olona, dia toy ny hoe mandà ilay naniraha Ahy izy ireo.
# ilay naniraka Ahy
Ity dia maneho an'Andriamanitra Ray izay nanondro an'i Jesosy ho amin'io asa miavaka io. DH: "Andriamanitra, izay naniraka Ahy"