plt_tn/luk/09/41.md

20 lines
688 B
Markdown

# Namaly Jesosy ka nanao hoe
"tamin'ny valin-teny Jesosy dia niteny hoe"
# Ianareo tsy mpino sy taranaka ratsy fitondran-tena
Jesosy niteny ity tamin'ny vahoaka izay niangona teo, fa tsy tamin'ireo mpianany.
# taranaka ratsy fitondran-tena
"taranaka ratsy"
# Hafiriana no tsy maintsy hitoerako miaraka aminareo sy hiaretako miaraka aminareo?
Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanehoana ny alahelony izay tsy ninoan'ireo olona. DH: "Nitoetra ela niaraka taminareo Aho, nefa mbola tsy mino Ahy ihany ianareo. Manontany tena Aho hoe hafiriana no tsy maintsy hitoeraka miaraka aminareo."
# Ento ety ny zanakao lahy
Jesosy niteny mivantana tamin'ilay ray izay niresaka taminy.