plt_tn/luk/09/41.md

688 B

Namaly Jesosy ka nanao hoe

"tamin'ny valin-teny Jesosy dia niteny hoe"

Ianareo tsy mpino sy taranaka ratsy fitondran-tena

Jesosy niteny ity tamin'ny vahoaka izay niangona teo, fa tsy tamin'ireo mpianany.

taranaka ratsy fitondran-tena

"taranaka ratsy"

Hafiriana no tsy maintsy hitoerako miaraka aminareo sy hiaretako miaraka aminareo?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanehoana ny alahelony izay tsy ninoan'ireo olona. DH: "Nitoetra ela niaraka taminareo Aho, nefa mbola tsy mino Ahy ihany ianareo. Manontany tena Aho hoe hafiriana no tsy maintsy hitoeraka miaraka aminareo."

Ento ety ny zanakao lahy

Jesosy niteny mivantana tamin'ilay ray izay niresaka taminy.