plt_tn/luk/09/34.md

935 B

Teo am-pitenenana izany izy

"raha niteny ireo zavatra ireo Petera"

natahotra izy ireo

Ireo mpianatra efa lehibe ireo dia tsy natahotra rahona. Ity fehezanteny ity dia manondro fa nisy karazan-tahotra sasany tsy mahazatra tonga tamin'izy ireo niaraka tamin'ilay rahona. DH: "raiki-tahotra izy ireo"

niditra tao amin'ilay rahona

DH: "nanodidina azy ireo ny rahona"

Nisy feo nivoaka avy tany amin'ilay rahona

Mazava fa ilay feo dia tsy an'iza fa an' Andriamanitra. DH: "Andriamanitra niresaka tamin'izy ireo avy tao amin'ilay rahona"

Zanaka Lahiko

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.

Ilay iray izay voafidy

DH: "Ilay iray nosafidiako" na "nosafidiako Izy"

nitazona ny fahanginany izy ireo ary tsy niteny na tamin'iza na iza

Ny fehezanteny voalohany dia maneho ny valin-teny avy hatranin'izy ireo, ary ilay faharoa dia maneho izay nataon'izy ireo nandritr'ireo andro manaraka.