plt_tn/luk/09/32.md

24 lines
710 B
Markdown

# Ary
Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana ao amin'ny tantara lehibe. Eto Lioka dia mampahafantatra momban'i Petera, Jakoba, ary Jaona.
# navesatrin'ny torimaso
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "te-hatory be''
# nahita ny voninahiny
Ity dia maneho ny hazavana mamirapiratra izay nanodidina azy ireo. DH: "nahita hazavana mamirapiratra avy amin'i Jesosy izy ireo" na "nahita hazavana tena mamirapiratra nivoaka avy ao amin'i Jesosy izy ireo"
# ireo lehilahy roa izay nitsangana niaraka taminy
Ity dia maneho an'i Mosesy sy Elia.
# Ary rehefa niala nanalavitra an'i Jesosy izy ireo
"Ary Mosesy sy Elia rehefa niala nanalavitra an'i Jesosy"
# fialofana
"lay" na ''trano bongo"