plt_tn/luk/09/32.md

710 B

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana ao amin'ny tantara lehibe. Eto Lioka dia mampahafantatra momban'i Petera, Jakoba, ary Jaona.

navesatrin'ny torimaso

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "te-hatory be''

nahita ny voninahiny

Ity dia maneho ny hazavana mamirapiratra izay nanodidina azy ireo. DH: "nahita hazavana mamirapiratra avy amin'i Jesosy izy ireo" na "nahita hazavana tena mamirapiratra nivoaka avy ao amin'i Jesosy izy ireo"

ireo lehilahy roa izay nitsangana niaraka taminy

Ity dia maneho an'i Mosesy sy Elia.

Ary rehefa niala nanalavitra an'i Jesosy izy ireo

"Ary Mosesy sy Elia rehefa niala nanalavitra an'i Jesosy"

fialofana

"lay" na ''trano bongo"