plt_tn/luk/09/23.md

1.2 KiB

hoy Izy

"hoy Jesosy"

tamin'izy rehetra

Ity dia maneho ireo mpianatra izay niaraka tamin'i Jesosy.

hanaraka Ahy

Ny mandeha manaraka an'i Jesosy dia maneho fa iray amin'ireo mpianany. DH: "meteza ho mpianatro" na "manaova isan'ny mpianatro''

tsy maintsy mandà ny tenany

"tsy maintsy mahafoy ireo fanirian'ny tenany manokana"

mitondra ny hazofijaliany isan'andro ary manaraka Ahy

Ny hazofijaliana dia maneho ny fijaliana sy fahafatesana. Ny fitondrana ny hazofijaliana dia maneho ny fahavononana hijaly sy ho faty. DH: "tsy maintsy mankatoa Ahy isan'andro na ho tonga hatrany amin'ny fijaliana sy fahafatesana aza"

ary manaraka Ahy

Ny fanarahana an'i Jesosy eto dia maneho ny fankatoavana Azy. DH: "ary mankatoa Ahy"

manaraka Ahy

"mandeha miaraka amiko" na ''manomboka manaraka Ahy sy manaraka Ahy foana"

Inona no tsara azon'ny olona ... mamotika ny ainy?

Ny valin-teny takiana amin'ity fanontaniana ity dia ny hoe tsy tsara izany. DH: "Tsy hanome tombontsoa olona mihintsy ny fananana izao tontolo izao, kanefa manary ny ainy"

fananana izao tontolo izao

"fahazoana ny zavatra rehetra eto amin'izao tontolo izao"'

manary na mamotika ny ainy

"Mandrava ny tenany"