plt_tn/luk/09/23.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hoy Izy
"hoy Jesosy"
# tamin'izy rehetra
Ity dia maneho ireo mpianatra izay niaraka tamin'i Jesosy.
# hanaraka Ahy
Ny mandeha manaraka an'i Jesosy dia maneho fa iray amin'ireo mpianany. DH: "meteza ho mpianatro" na "manaova isan'ny mpianatro''
# tsy maintsy mandà ny tenany
"tsy maintsy mahafoy ireo fanirian'ny tenany manokana"
# mitondra ny hazofijaliany isan'andro ary manaraka Ahy
Ny hazofijaliana dia maneho ny fijaliana sy fahafatesana. Ny fitondrana ny hazofijaliana dia maneho ny fahavononana hijaly sy ho faty. DH: "tsy maintsy mankatoa Ahy isan'andro na ho tonga hatrany amin'ny fijaliana sy fahafatesana aza"
# ary manaraka Ahy
Ny fanarahana an'i Jesosy eto dia maneho ny fankatoavana Azy. DH: "ary mankatoa Ahy"
# manaraka Ahy
"mandeha miaraka amiko" na ''manomboka manaraka Ahy sy manaraka Ahy foana"
# Inona no tsara azon'ny olona ... mamotika ny ainy?
Ny valin-teny takiana amin'ity fanontaniana ity dia ny hoe tsy tsara izany. DH: "Tsy hanome tombontsoa olona mihintsy ny fananana izao tontolo izao, kanefa manary ny ainy"
# fananana izao tontolo izao
"fahazoana ny zavatra rehetra eto amin'izao tontolo izao"'
# manary na mamotika ny ainy
"Mandrava ny tenany"