plt_tn/luk/09/15.md

660 B

Koa dia nanao izany izy ireo

Ny hoe "izany" dia maneho izay nampanaovinn'i Jesosy azy ireo tao amin'ny 9:10. Niteny ny olona izy ireo mba hipetraka anaty vondrona 50 olona avy.

nandray ireo mofo dimy

"Jesosy nandray ireo mofo dimy"

niandrandra ny lanitra

Ity dia maneho ny fijerena ambony, any amin'ny lanitra.

nisaotra ireo

Ity dia maneho ireo mofo sy hazandrano.

mba ho tolorana

"mba homena"

afa-po

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe nihinana sakafo sahaza ka tsy noana izy ireo. DH: "nahazo betsaka araka izay neritreretin'izy ireo hohanina izy ireo"

nangonina ireo sisa tsy lany

DH: "nangoronin'ireo mpianatra izay sisa tavela"