plt_tn/luk/09/15.md

28 lines
660 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Koa dia nanao izany izy ireo
Ny hoe "izany" dia maneho izay nampanaovinn'i Jesosy azy ireo tao amin'ny 9:10. Niteny ny olona izy ireo mba hipetraka anaty vondrona 50 olona avy.
# nandray ireo mofo dimy
"Jesosy nandray ireo mofo dimy"
# niandrandra ny lanitra
Ity dia maneho ny fijerena ambony, any amin'ny lanitra.
# nisaotra ireo
Ity dia maneho ireo mofo sy hazandrano.
# mba ho tolorana
"mba homena"
# afa-po
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe nihinana sakafo sahaza ka tsy noana izy ireo. DH: "nahazo betsaka araka izay neritreretin'izy ireo hohanina izy ireo"
# nangonina ireo sisa tsy lany
DH: "nangoronin'ireo mpianatra izay sisa tavela"