plt_tn/luk/09/07.md

20 lines
604 B
Markdown

# Heroda mpanapaka
Ity dia maneho an'i Heroda Antipasy, izay mpanapaka ny ampa-efatr'Israely.
# very hevitra
''sahiran-tsaina"
# voalazan'ny sasany ... ary voalaza ... ary ny sasany kosa milaza
DH: "ny olona sasany dia niteny ... ary ny sasany niteny ... ary ireo hafa ..."
# Izaho no nanapa-doha an'i Jaona, koa iza indray izany olona izany
Heroda nilaza fa tsy vitan'i Jaona ny mitsangana amin'ny maty. DH: "Tsy ho Jaona izany satria nanapaka ny lohany aho. Koa iza izany lehilahy izany"
# Izaho no nanapa-doha an'i Jaona
DH: "Nanome baiko ireo miaramilako aho mba hanapaka ny lohan'i Jaona"