plt_tn/luk/09/07.md

604 B

Heroda mpanapaka

Ity dia maneho an'i Heroda Antipasy, izay mpanapaka ny ampa-efatr'Israely.

very hevitra

''sahiran-tsaina"

voalazan'ny sasany ... ary voalaza ... ary ny sasany kosa milaza

DH: "ny olona sasany dia niteny ... ary ny sasany niteny ... ary ireo hafa ..."

Izaho no nanapa-doha an'i Jaona, koa iza indray izany olona izany

Heroda nilaza fa tsy vitan'i Jaona ny mitsangana amin'ny maty. DH: "Tsy ho Jaona izany satria nanapaka ny lohany aho. Koa iza izany lehilahy izany"

Izaho no nanapa-doha an'i Jaona

DH: "Nanome baiko ireo miaramilako aho mba hanapaka ny lohan'i Jaona"