plt_tn/luk/08/40.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Rehefa niverina tany Galilia tany am-pitan'ny farihy Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana ilay zanaka vavy 12 taona an'ny mpanapaka ny synagoga Izy sy vehivavy iray izay nandeha rà nandritry ny 12 taona koa.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'i Jairo.

nandray Azy tsara ny vahoaka

"niarahaba am-pifaliana Azy ny vahoaka"

iray tamin'ireo mpitarika tao amin'ny synagoga

"iray amin'ireo mpitarika ao amin'ny synagoga eo an-tanàna" na "mpitarika ny olona izay mihaona ao amin'ny synagoga ao amin'izany tanàna izany"

niankohoka teo an-togotr'i Jesosy

Ireo dika azo atao: 1) "nandoalika teo an-togotr'i Jesosy" na 2) "natory tamin'ny tany teo an-togotr' i Jesosy." Jairo dia tsy nianjera tsy nahy. Nanao izao izy ho famantarana ny fanetre-teny sy fanajany an'i Jesosy.

ambavahoanan'ny fahafatesana

"izay efa ho faty''

Raha nandeha tamin'ny lalany Jesosy

Ny dika-teny sasany dia mety mila milaza aloha fa Jesosy dia nanaiky hiaraka amin'i Jairo. DH: "Noho izany dia nanaiky Jesosy fa hiaraka aminy. Raha nandeha tamin'ny lalany Izy"