# Fampifandraisana ny foto-kevitra Rehefa niverina tany Galilia tany am-pitan'ny farihy Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana ilay zanaka vavy 12 taona an'ny mpanapaka ny synagoga Izy sy vehivavy iray izay nandeha rà nandritry ny 12 taona koa. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'i Jairo. # nandray Azy tsara ny vahoaka "niarahaba am-pifaliana Azy ny vahoaka" # iray tamin'ireo mpitarika tao amin'ny synagoga "iray amin'ireo mpitarika ao amin'ny synagoga eo an-tanàna" na "mpitarika ny olona izay mihaona ao amin'ny synagoga ao amin'izany tanàna izany" # niankohoka teo an-togotr'i Jesosy Ireo dika azo atao: 1) "nandoalika teo an-togotr'i Jesosy" na 2) "natory tamin'ny tany teo an-togotr' i Jesosy." Jairo dia tsy nianjera tsy nahy. Nanao izao izy ho famantarana ny fanetre-teny sy fanajany an'i Jesosy. # ambavahoanan'ny fahafatesana "izay efa ho faty'' # Raha nandeha tamin'ny lalany Jesosy Ny dika-teny sasany dia mety mila milaza aloha fa Jesosy dia nanaiky hiaraka amin'i Jairo. DH: "Noho izany dia nanaiky Jesosy fa hiaraka aminy. Raha nandeha tamin'ny lalany Izy"