plt_tn/luk/08/19.md

16 lines
646 B
Markdown

# rahalahiny
Ireo dia ny rahalahin'i Jesosy_ zanak'i Josefa sy Maria hafa izay teraka taorian'i Jesosy.
# Nisy nilaza taminy hoe
DH: "Nisy olona nilaza taminy"
# te-hahita Anao
"ary te-hahita Anao izy ireo"
# Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireo izay mandre ny tenin'Andriamanitra sy manao izany
Ity sariteny ity dia manambara fa ny olona izay tonga hihaino an'i Jesosy dia nanan-danja taminy koa toy ny fianakaviany manokana. DH: "Ireo izay mandre ny tenin'Andriamanitra sy mankatoa izany dia toy ny reny sy rahalahy Amiko" na "Ireo izay mandre ny tenin' Andriamanitra sy mankatoa izany dia manan- danja Amiko toy ny reniko sy rahalahiko"